|
|
|
|

Teny iditra 1  mahamety
Fototeny  2 mety
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny anglisy  7 to make suitable, to make fit [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 rendre convenable : rendre juste [1.8]
Ohatra  9  Tsy hitako izay tsy mahamety izany! [2.285#]
10  Tianareo ve ny hafindra toerana raha misy mahamety izany? [2.356#]
11  Nanatona ahy izy ireo nila hevitra tamiko ny amin' izay mahamety. [2.643#]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mahamety, 13 mihamate

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21