|
|
|
|

Teny iditra1  mety
Fototeny  2  ety
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  4  willing; fit, suitable; permitted [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  convenable [1.3, 1.8, 1.5]
6  juste
7  qui consent [1.3]
8  permis
9  qui convient [1.3, 1.8]
10  qui veut bien [1.8]
Ohatra  11  Nanandrana nanao fialana kely i Dada na nangataka andro tamin' itsy sy iroa, fa tsy nety izy. [2.4]
12  Koa izao no hevitra mety [2.324]
13  Fa tsy mety aho, hoy izy [2.48#373]
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :
Sampanteny 
18  Matoantenin' ny mpanao :
19  Matoantenin' ny iharana :
20  Matoantenin' ny fameno :
21  Anarana :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  30  mety, mitè

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11