Teny iditra | 1 maharaka |
Fototeny | 2 araka |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] qui peut suivre, réclamer, observer |
Ohatra |
5 haingam-pandeha loatra hianao ka tsy maharaka anao aho (vous allez trop vite et je ne puis vous suivre) [1.3] 6 Tena tsy maharaka intsony mihitsy ny mpitandro ny filaminana. [4.27] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny maharaka io |
Fivaditsoratra | 11 hakarama, mahakara, maharaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |