|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mahare
Fototeny  2 re
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 [Antesaka] mafy: Ataovo maharè ny hira [1.78]
8 (mitovy hevitra sy fampiasa amin' ny mandre ihany saingy izy tsy manana fomba mandidy) Mandray amin' ny sofina ny feo avoakan' ny zavatra na biby na olona eo amin' ny manodidina: Marenina izy ka tsy mahare na inona na inona. / Mahalala noho ny filazan' ny olona: Nahare aho fa lasa any andafy ny zokinao
9 Mahatsiaro: Nahare hatsiaka aoka izany aho aninaraina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to hear; to be able to hear; to perceive by any of the five senses (except vision) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 entendre, apprendre ; percevoir par l'un des cinq sens (à l'exclusion de la vue) [1.8]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mahare
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 14  mahare
Sokajin-teny  15  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  16 [Antesaka] haingam-pandeha [1.78]

Fivaditsoratra  17 harame, mahare

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21