|
|
|
|

Teny iditra 1  mahary
Fototeny  2 ary
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny anglisy  8 to create; to beget [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 qui crée, qui fait exister, Créateur. Andriamanitra no nahary ny lanitra sy ny tany (C'est Dieu qui a créé le ciel et la terre) ~ Isika no ary, Andriamanitra no nahary (Nous existons parce que Dieu nous a créés) ~ Andriamanitra nahary togontra aman-tanana antsika (C'est Dieu qui nous a créés) [1.3#61]
10 créer; engendrer [1.8]
Ohatra  11  fiainana mikorontam-belona ary mahary asa fa mifamono. [2.285#212]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe mahary
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 hamary, 15 haramy, 16 Harima, 17 Hirama, mahary, 18 mahira, 19 mariha, 20 mihara

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21