|
|
|
|

Teny iditra1  mahasahana
Fototeny  2  sahana
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  Qui peut faire face à un travail [1.3#557]
Ohatra  6  tantsaha dia tsy mahasahana ny andraikitra napetraka taminy, fa mainka manome vahana ny mpanam-bola aza. [2.606#]
7  Ny vadiny tsy mahay mamaky teny sy manoratra, ary voapempo nandritra ny androm-piainany dia tsy mahasahana andraikitra araka asa. [1.369#]

Fivaditsoratra  8  hamasahana, mahasahana

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/08