|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  sahana
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  12 Fiandraiketana, fanatrehana asa na raharaha
13 Mitovy amin' ny sakana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  14 Barrière, obstacle, empêchement
15 action de faire face à un travail [1.3#557]
Fikambanana  16  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe sahana

Teny iditra (2/2) 17  sahana
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny frantsay  19 [Merina] (de hana : ce qu'on accumule ; les graines riches en matière grasse, sont souvent accumulées par les fourmis et d'autres animaux). C'est un elaeocarpus (Elaeocarpaceae) d'après Dandouau. Probablement Elaeocarpus alnifolius Baker. [1.196]
Voambolana  20  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20