|
|
|
|

Teny iditra 1  mahasambatra
Fototeny  2 sambatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny anglisy  7 to make blessed or happy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 qui rend heureux [1.8]
Ohatra  9  Tsy misy mahasambatra hoatra ny mahay mamela heloka! [2.499#]
10  mahasambatra tsara ny eto, hoy ny Ntaolo, saingy raha mitatao lanitra dia tsy maintsy lena indraindray; [2.245#]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21