Teny iditra | 1 mahatafintohina |
Fototeny | 2 tafintohina |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mahatezitra, mahasosotra: Nahatafintohina azy ny teny nataon' ny mpampianatra 5 Mahatonga hanao ratsy noho ny fahitana ny hafa manao io ratsy io: Nahatafintohina azy ny fahitana ny lehibe manao toetra tsy mendrika ka nivadika ho ratsy koa izy [1.1#556] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny mahatafintohina io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |