|
|
|
|

Teny iditra 1  tafintohina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  14 Voapoka na voadona amin-javatra eny am-pandehanana ny tongotra: Tafintohina izy no nampianjera azy
15 Tezitra na sorena amin' ny fahitana ny ratsy ataon' ny hafa, amin' ny fiteny na toetra tsy mendrika asehon' ny hafa: Tafintohina aho nahita ilay Rangahy namono vady teo ampovoan' ny arabe. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  16 tripped, stumbling; offended [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  17 qui trébuche en heurtant le pied contre quelque chose; scandalisé, qui se sent offensé [1.8]
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21