Teny iditra mahatambitamby (tambitamby (tamby))
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qui sait caresser, flatter, séduire [1.3]
Ohatra fa na tamin' ny Hebreo na tamin' ny Grika, dia ninoana fa ny fanomezana dia mahatambitamby ny andriamanitra sy ny mpanjaka hajaina [1.38]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20