Teny iditra | 1 mahatazana |
Fototeny | 2 tazana |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] |
Ohatra |
5 Mahiratra tokoa ny mason' ny voltora ka mahatazana lavitra: [1.38] 6 Nitsidika teo am-baravarankely izy, ka nahatazana ny kintana mamirapiratra teny amin'ny lanitra tsy nisy rahona. [2.324] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny mahatazana io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |