| Teny iditra | 1 tazana |
| Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
18 Hita na tsinjo lavitra: Tazanao ve irỳ fiaramanidina eny am-paravodilanitra irỳ?
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
19 seen or overlooked from a distance
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
20 vu, aperçu à une certaine distance
[1.3] 21 qu'on regarde ou surveille de loin [1.8] |
| Ohatra |
22 Trano vaventy sy lavabe no tazany
[2.470#176]
23 Lalamby no tazako teny ho eny, dia moron-dranomasina nandefa tafiotra no nanaitra ny torimasom-pahoriako. [2.471#28] 24 Nony tazana ny tanànan' Ampangabe, nijanona ilay mpitarika. [2.472#212] |
| Ohabolana | 25 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|