|
|
|
|

Teny iditra1  mahatokana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tanala] (mahatokaña) sahy dia samy irery aza
4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#713] Qui peut aller seul, rester seul: Tsy mahatokan-àlana izy (Il ne peut aller seul)
Qui peut mettre à part
6  [1.13] unicité
Fototeny  7  tokana
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  10  amantahako, hanamotaka, mahakatona, mahakotana, mahatakona, mahatokana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21