Teny iditra | 1 mahatsangy no ary |
Singan-teny | 2 mahatsangy, no, ary |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza ny zanaka izay tsy miankina amin' ny ray aman-dreniny intsony no sady mahavelo-maso ny voninahitr' izy ireo koa [1.1] |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/22 |