|
|
|
|

Teny iditra 1  mahatsapa
Fototeny  2 tsapa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny anglisy  7 to feel, to experience [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 sentir, éprouver [1.8]
Ohatra  9  Ary manahy aho fa tsy izaho irery no mahatsapa izany! [2.944#]
10  izy dahy zokiny indrindra no mahatsapa tena amin' izany. [2.470#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19