Teny iditra mahatsiaro fanahy
Singan-teny mahatsiaro ; fanahy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mitodika ny lasa ka misaina ny fotoana iainana ankehitriny mba hivoarana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/22