Teny iditra mahatsiaro saina
Singan-teny mahatsiaro ; saina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona vao avy safotra ka manomboka hahalala ny mahazo azy sy ny manodidina azy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01