| Teny iditra | 1 mahatsiarotsiaro |
| Fototeny | 2 tsiarotsiaro |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Haiendriteny |
|
| Ohatra |
7 nahatsiarotsiaro an' i Mahafasa erý Bina
[2.499#65]
8 Aza dia mahatsiarotsiaro lalandava ny lasa ianao, fa mampihetsika alahelo koa amin' ny ankizy izany ka hanahirana [2.356#12] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|