| Teny iditra | 1 mahavanona |
| Fototeny | 2 vanona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Mahatonga ho vanona: Ny toetra amam-panahy no mahavanona
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 to bring to completion or to maturity
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 mener à bonne fin; produire des fruits mûrs
[1.8] |
| Ohatra |
10 Mbola io koa ny teny napetrakareo, ny hoe: raha mahavokatra, raha mahavanona.
[2.245#]
11 Tsy hitondra any amin' ny hevitra iombonana sy mahavanona raha izy tenany fotsiny. [1.369#] |
| Fikambanana | 12 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mahavanona |
| Fivaditsoratra | mahavanona, 13 vahomanana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|