Teny iditra vanona
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mahomby: Tena vanona tsara ny voaloboka tamin' ny taona ito
Mandroso: Tsy mety vanona ny varotra eto amin' ity faritany ity
Manjary: Tsy misy vanona ny akoho nompiany
Misy vidiny, mahatanteraka ny ilana azy, tomombana amin' ny maha-izy azy: Tsy vanona intsony ity penina ity ~ Mba olom-banona
To, tanteraka: Tsy nisy vanona ny fikasany ka kivy tanteraka izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Successful; coming to full growth; dependable [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qui réussit, pousse, aboutit, arrive à bonne fin, fécond, prospère, qui produit: Vanona tsara ny vary amin' ity taona ity (Le riz réussit bien cette année) ~ Vanona ny ana-kazo rehetra namboleko (Tous les plants d'arbre que j'ai planté poussent) ~ Tsy vanona ny zanak ' io omby io (Les petits de cette vache sont étiques, crèvent) ~ Tsy vanona ity tanimbary ity (Cette rizière ne produit rien, produit peu) ~ Tsy vanona intsony ity angady ity (Cette bêche ne vaut plus rien) ~ Tsy vanona ny fikasako (Mes projets n'ont pas abouti, ont échoué) [1.3]
 Qui réussit; venu à pleine croissance; qui produit [1.8]
Ohatra 
1Rahefa resaka vanona, ao aho. [2.4]
2hianao olon-dratsy, olon-tsy vanona. [2.69]
3kanjo hay hianao olon-dratsy olon-tsy vanona [2.131]
Haiendriteny 
Tsotra : vanona
Filaza mandidy : vana
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra vana
Sokajin-teny filaza mandidin' ny mpamaritra vanona [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay Réussissez [1.3]

Teny iditra vana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy The ground floor [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [Provincial] Rez-de-chaussée [1.8]
Kamban-teny 

Teny iditra vanona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka] (veut dire en général : qui se développe vite, qui produit beaucoup, etc.). C'est le nom donné sur la côte Est à plusieurs ficus, à croissance très active et qui ont tendance à se développer sur d'autres arbres et à écraser, surtout : Ficus polyphlebia Baker et Ficus tiliifolia var. sphaerophylla (Baker) H.Perrier & Leandri (Moraceae). Arbres à bois blanc, léger, cassant. A. et G. Grandidier, Ethnographie 4, p. 170 ont indiqué sous son malgache, l'emploi ancien des fibres tirées de son écorce, surtout en corderie. [1.196]
Anarana siantifika Ficus polyphlebia, Ficus tiliifolia var. sphaerophylla
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11