Teny iditra mahavariana (variana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mahagaga, mahatalanjona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To distract, to absorb one's attention [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Distraire, absorber l'attention [1.8]
Ohatra 
1Izany no mahavariana ahy. [2.270]
2Mahavariana anao angaha io farihy io? [2.5]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahavariana
Ny lasa : nahavariana
Ny hoavy : hahavariana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20