Teny iditra | variana | ||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Very hevitra:
Very ny firavako sarobidy ka variana aho Lasa eritreritra: Variana aho mijery ireto tanora betsaka, tsy maintsy hitadiavana asa rahampitso Mifantoka amin' ny zavatra tokana ny saina ka manadino izay tokony hatao, sondriana, revo: Varian-dalao izy ka tsy nahatsiaro sakafo akory [1.1] | ||||||||||||
Ohatra | Variana Randrianaivo mahita ireto olona marobe mbola tsy misy fantany, fa vao vahiny vao tonga avokoa.
[2.324] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny variana io | ||||||||||||
Fivaditsoratra | avarina, iravana, variana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16 |