|
|
|
|

Teny iditra1  mahavita tena
Singan-teny  2  mahavita, tena
Sokajin-teny  3  kambanteny
Voambolana  4  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Fanazavàna teny malagasy  5  ilazana ireo zavamaniry afaka manamboatra ny sakafony avy amin'ny raha mineraly [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6  to be able to care for oneself [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  pourvoir à ses propres besoins [1.8]
8  autotrophe [1.13]
Ohatra  9  Mpiasy tsy mahavita tena io (C'est un ouvrier qui ne se suffit pas, qui ne travaille pas assez pour gagner sa vie) [1.3]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/22