|
|
|
|

Teny iditra 1  mahavokatra
Fototeny  2 vokatra
Sokajin-teny  3  matoanteny na mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Afaka hahavokatra: Tany mahavokatra [1.1]
8 lonaka, zina [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  9 to yield, to bear fruit [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 porter des fruits, produire [1.8]
11 productif, fertile [1.13]
12 qui peut accroître la production: Mahavokatra ny vary ny zezika (Les engrais accroissent la production du riz) [1.196]
Ohatra  13  Tany mahavokatra ny manodidina ary misy tranomilina fanaovana tapioka ao. [2.472#211]
14  ny tany sasany dia be rano loatra, na kely rano loatra, ka tsy mahavokatra. [1.357]
Tohi-kevitra  15 tsy
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22