Teny iditra | 1 mahay olona |
Singan-teny | 2 mahay, olona |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] ilazana olona mora mihavana sy mifankahazo amin' ny hafa; mahay mifandray amin' olona, tsy miavonavona |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] good at dealing with people |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] qui sait traiter avec les gens, qui sait s'y prendre, populaire 7 [1.8] qui sait s'y prendre avec les gens |
Fivaditsoratra | 8 himaloanao, holamainao, ilamohanao, mahay olona |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |