Teny iditra (1/2) | 1 mahazaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Tady makadiry: Mamatotra omby amin' ny mahazaka [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 A stout rope or cable [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 Câble, grosse corde [1.3, 1.8] |
Ohatra |
6 Famaky sy mahazaka no nentiny hamangiana ny teny. [2.298] |
Tovy hevitra | 7 tady mahazaka |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny mahazaka io |
Teny iditra (2/2) | 10 mahazaka (zaka) |
Sokajin-teny | 11 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
12 Afaka na tia mitondra: Tsy mahazaka an' io entana io aho [1.1] 13 Mahalefitra, mahatanty: Tsy mahazaka ny teny fanarabiana izy [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
14 To be able to bear, to be equal to [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
15 être capable de supporter; être capable de porter [1.8] |
Ohatra |
16 sanatrian'izany, toa vorontsiloza manjoretra tsy mahazaka elatra. [2.1010] |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |