|
|
|
|

Teny iditra 1  mahazatra
Fototeny  2 zatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny anglisy  7 to make accustomed to ; to be familiar from use or acquaitance [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 dont on a l'habitude [1.3#869, 1.8]
9 Qui peut ou sait accoutumer, habituer, apprivoiser, qui attire, qu’on fréquente, à qui on est habitué: Mahazatra tsara ny mpianatra io mpampianatra io (Ce maître d’école sait bien habituer, attirer les élèves ; les élèves sont bien habitués à ce maître d’école) [1.3#869]
10 être capable d'habituer [1.8]
Ohatra  11  Ny any Itasy no mahazatra anay. [2.285#137]
12  Ketsa saritaka no mahazatra ny olona any aminay; [2.445#88]
13  Malagasy izy io saingy tsy mba mpividy mahazatra. [2.472#32]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe mahazatra
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21