Teny iditra mahazava (zava)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Used with the same meaning as the verb manazava [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Qui peut éclairer, qui rend clair, distinct [1.3]
Ohatra Raha zahàko izay fiteny malagasy hafa mahazava izany, ny fanahy angaha dia ilay enti-mitondra tena. [2.296]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/18