|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manazava
Fototeny  2 zava
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manome hazavana: Manazava ny masoandro
9 Manisy hazavana, mitsilo: Manazava ny efitrano ny jiro
10 Mivaofy, mamelabelatra: Rakoto no nanazava ilay tononkalo manao hoe: "Vazon' ny lavitra"
11 Mahatonga ho madio, mahitsy, matsilo: Sotroy ity fa hanazava ny feonao ~ Ny fivavahana no manazava ny sain' ny olona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to brighten, to illuminate [1.2, 1.7]
13 to enlighten [1.2]
14 to make clear, to explain [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  15 éclairer [1.3#869, 1.8]
16 illuminer, bien expliquer, rendre distinct [1.3#869]
17 éclaircir, expliquer [1.8]
Ohatra  18  manazava lesona ny mpampianatra. [2.117#]
19  izay anton' io, tsy misy mahay manazava akory. [2.245#]
Tovy hevitra  20 mahazava
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 22  manazavà
Fototeny  23 zava
Sokajin-teny  24  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manazava [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#870]

Fivaditsoratra  25 mañavaza, manazavà, manazava

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15