Teny iditra | 1 mahitsizoro |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Velarana misy lafy efatra sy zoro mahitsy efatra |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13] rectangle |
Ohatra |
5 [2.472#] Tokotany anatiny izy io, voafefy trano amin' ny lafiny efatra, manana endrika efajoro mahitsizoro tokony ho efapolo metatra ny lavany ary telopolo metatra ny sakany. |
Voambolana |
6 Matematika: rafitsary |
Singan-teny | 7 mahitsy, zoro |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 13 mahitsizoro, zoro mahitsy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |