|
|
|
|

Teny iditra1  mahitsizoro
Singan-teny  2  mahitsy, zoro
Sokajin-teny  3  anarana
Voambolana  4  Matematika: rafitsary
Fanazavàna teny malagasy  5  Velarana misy lafy efatra sy zoro mahitsy efatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  rectangle [1.13]
Ohatra  7  Tokotany anatiny izy io, voafefy trano amin' ny lafiny efatra, manana endrika efajoro mahitsizoro tokony ho efapolo metatra ny lavany ary telopolo metatra ny sakany. [2.472#]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10