Teny iditra 1/2 mahitsy (hitsy)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tsy meloka: Efa mahitsy ny tananao fa tsy tahaka ny tamin' ny nahapotrahanao
Tsy miolokolika, tora-tady: Manaraha an' iny lala-mahitsy iny
Tsy misy diso: Efa mahitsy ny fitenin' itỳ zaza itỳ [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Straight, correct [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Droit, être droit, direct, sans détour, juste, exact, correct: Mahitsy io làlana io (Ce chemin est droit, direct) ~ Mahitsy ny fiteniny (Son langage est correct) [1.3]
 Droit, correct [1.8]
Ohatra 
1Satria, mahitsy ka mety hanafintohina. [2.245]
2Na indray mandeha aza, hoy izy nijery ahy mahitsy. [2.5]
Tohi-kevitra 
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Ohabolana 

Teny iditra 2/2 Mahitsy
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -23.1666667, 47.4166667
-18.8, 47.1666667
-18.7333333, 47.3333333

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/13