Teny iditra mahoraka (horaka)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Re ombieny ombieny, resahin' ny olona izaitsizy, maresaka: Izany trondro ny tapany, olona ny tapany, izany indray izao no mahoraka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be noisy, to cry out; to be the talk of the town [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qui fait du bruit, dont on parle ; en vogue [1.3]
 Faire du bruit, criailler [1.8]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20