|
|
|
|

Teny iditra 1  mailamailaka
Fototeny  2 mailaka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 [duplicatif fréquentatif] [1.3]
Ohatra  6  mailamailaka ery izy: lehilahy mody tokoa no mamindra. [2.470#8]
7  Maharitra moa ny fandroany eo fa manao tahaka ny fandroan' ny gana izy, mailamailaka ery rehefa miala eo mba tsy ho tratran' ny olona amin' ity lohany fito. [2.606#174]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26