Teny iditra maimbo ra
Singan-teny maimbo ; ra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny fahatezerana mihoapampana sy fitadiavana hamaly faty; tezitra na vinitra mafy hamaly faty (nalaina tamin' ny omby vonoina izay tezitra misafoaka noho ny fandrenesany ny fofon' ny rany efa manorika) [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01