Teny iditra maimbo vony
Singan-teny maimbo ; vony
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny vonin-javamaniry izay tsy manitra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce qui sent le vert, la verdure [1.196]

Teny iditra maimbovony
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] (de maimbo-vony : voir à maimbo). Plante indéterminée qui dégage quand on l'écrase une odeur de verdure. [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01