|
|
|
|

Teny iditra1  maingoka
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Fanazavàna teny malagasy  4  Bibikely misy tanabeny roa mangeja eo anoloana, ary ny kibony miafara amin' ny rambo mifaingoka izay manindrona misy poizina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  a scorpion [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  scorpion [1.3, 1.8]
Ohatra  7  Any am-piandrasana omby any izy dia ataony mijaly sy mitondra faisana ery ny omby izay andrasany, mpampitondraka ny volim-bahoaka, mpilalao bibilava sy maingoka ary biby madinika. [2.588#]
Lahatsoratra  8  Randzavola: maingoka ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  9  maingoka, miongaka

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30