Teny iditra | mambambohitra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anaran-kafa ilazana ny maingoka [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Scorpion [1.13] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Mpanahaka | hefy ~ maingoka | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |