|
|
|
|

Teny iditra1  main' ny afo natsangana
Singan-teny  2  may, afo, atsangana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1][main' ny afo natsangany] enti-milaza ny olona ivalian' ny ratsy nataony; voan' ny nataony ihany
Mpanahaka  5  mandrora mitsilany, mpivaro-drano tratr' orana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10