| Teny iditra | 1 maintisina |
| Fototeny | 2 mainty |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Atao tonga mainty, lokoana mainty: Maintisiny amin' ny fanafody ny volony
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to be blackened
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 qu'on noircit
[1.3#419, 1.8] 11 qu'on teint en noir [1.3#419] |
| Ohatra |
12 fa ny singam-bolo-fotsy iray, tsy azon' olom-belona maintisina;
[2.59#60]
|
| Fivaditsoratra | maintisina, 13 mianian-tsy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|