|
|
|
|

Teny iditra 1  maivanina
Fototeny  2 maivana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao izay hahamaivana ny entana eny amin' ny olona iray, anesorana ny entana entiny: Maivano izy fa mampalahelo erỳ ny mahita azy tsindrian' entana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04