Teny iditra maizim-bolana
Singan-teny maizina ; volana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fotoana tsy ahitana ny volana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The dark of the moon [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Le temps où la lune est invisible [1.8]
Ohatra 
1Kintana an-tapitrisany maro amin'ny haizim-bolana no nampitraka kely ny lohany ka toa nahitany fanantenana manjavozavo [2.470]
2Indray takariva maizim-bolana, nisy olona nisakana sy namely azy [2.470]
Voambolana 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31