|
|
|
|

Teny iditra maka afo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy manana afo ka mandeha any an-tranon' olona maka vainafo mba hampirehetana afo any an-tranon' ny tena [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16