| Teny iditra | 1 makadiry |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Be vatana, vaventy: Bibilava makadiry
5 Lehibe, malalaka: Hataoko inona itỳ akanjo makadiry itỳ? [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 enormously big, huge
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 énorme, géant
[1.8] |
| Tovy hevitra | 8 makadiribe |
| Mpanahaka | 9 goaibe, 10 ngezabe |
| Fikambanana | 11 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe makadiry |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|