Teny iditra | makadiribe | |
Singan-teny | makadiry ; be | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Be vatana, vaventy: Bibilava makadiribe Ngezabe, goaibe Lehibe, malalaka: Hataoko inona itỳ akanjo makadiribe itỳ? [1.1] | |
Ohatra | ireto trano vato sy trano biriky tany sy biriky tanimanga makadiribe manerana ny tanàna ankehitriny dia tsy hita teto tamin' izany.
[2.649] | |
Tovy hevitra | makadiry | |
Nohavaozina tamin' ny 2024/01/11 |