|
|
|
|

Teny iditra1  makaka
Fototeny  2  kaka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Be elanelany fa tsy mifanety: Makaka nify itỳ zaza itỳ
Mpanahaka  5  bakaka, mahalana
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny makaka io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10