Teny iditra | malady ofana | |
Singan-teny | malady ; ofana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mora angolena, maimay tsy mahan-dry fotoana: Malady ofana toa amalon-kely [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | In a hurry [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Pressé, qui ne sait attendre le bon moment [1.8] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/31 |