|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  malady
Fototeny  2 lady
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Fanazavàna teny malagasy  5 [Bezanozano] kinga, haingana [1.78]
6 [Sihanaka+Tanala] haingana [1.78]
7 Mandeha haingana: Malady ianao izany, tsy vao tamin' ny fito ianao no niala teto
8 Mora mandre, mandre na dia izay feo malefaka indrindra aza: Mbola malady io antidahy valopolo taona io fa reny thany na bitsibitsika aza no atao aminy
9 Mora mahafana rano, mahamasaka nahandro (vilany): Aza ela ianao fa efa ho masaka ny sakafo, malady manko ny vilaninay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 quick
11 keen of hearing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 [Tankarana] rapide. [1.19]
13 prompt
14 qui a l'oreille fine [1.8]
15 précoce [1.196]
16 vite prêt, rapidement préparé [1.196]
Ohatra  17  malady loatra izany fitiavana izany. [2.895#174]
18  Andro aingana sy malady ny Alahamady. [1.381#]
Tovy hevitra  19 lady
Fikambanana  20  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 12 misy ny teny hoe malady
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3) 22  malady
Fototeny  23 lady
Sokajin-teny  24  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  25 [Bezanozano] vetivety [1.78]

Teny iditra (3/3) 26  malady    
Sokajin-teny  27  anarana
Fanazavàna teny anglisy  28 aretina [1.17]

Nohavaozina tamin' ny 2026/07/17