|
|
|
|

Teny iditra1  malady vava
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] haingam-pamaly, malaky mamaly; enti-milaza koa ny zaza mbola kely dia miteny sahady
Singan-teny  4  malady, vava
Tohi-kevitra  5  votsavava

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12